Teny iditra bongaina (bonga)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mibongabonga: be bonga, ahitana sombin-tany mivaingana betsaka: Hafahafa izany aty aminareo izany fa tany bongaina, tany mibongabonga aoka izany [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20