Teny iditra bontolo
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Vaventy makadiry ary iray tsy mivaky: [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   clumsy, lumpy, large, awkward, stubborn, or inelegant [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   sans division, entier [Abinal 1888]
Ohatra  
1miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela. [Andriamalala: Ranomasina, takila 16]
2ny fanamelohana bontolo ahy, ny fametavetana imason' olona ny reniko sy ny anabaviko, ny famonoana tsy misy tsy misy fitsitsiana ahy, ny fandatsana sy fikororohana ny fianakaviako. [Andraina: Mitaraina, takila 58]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2014/01/04