Teny iditra bontolo fo
Singan-teny bontolo ; fo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tokanteny, izany hoe tsy mba mivadibadika amin' ny teny ataony fa rehefa izay dia izay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui n’a qu’une parole, qui exécute ce qu'il dit, dont la volonté ne change pas [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18