Teny iditra bontsina
Sokajin-teny   Tsy lazaina
Famaritana malagasy   Fivontosana; fizihirana na fibibahana fa somary malemy mievotrevotra
¶ Fampirisihana hanao ratsy; famokisana. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   See bobaka, bonaka, bohy, vonto [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   nodule [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   bokona

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/19