Teny iditra borabora
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Ratsy fehy, malemy fatotra: Boraborany fehin' ny entana fa ataovy mafimafy aloha vao mandeha
¶ Vaventy fa malemy: Zazalahy borabora / Naivo vaventy fa kely aina
¶ Mihanja vatana, na ratsy fitafy: Borabora fitafy lava izao iny olona iny
¶ Malai-mihetsika, mitavozavoza: Olona borabora amin' izay rehetra ataony Rakoto [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   slack, loosely tied; inert, not firm, flabby. See rebareba, rerarera [Richardson 1885]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23