Teny iditra borahy (boraka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana borahina [fitanisana]
Ohatra 
1Borahy amiko ny ao an-tsainao [1.1]
2Aza manao kirobo an-damba fa borahy ho hitan' olona (azo ampifandraisaina amin' ilay manao hoe: Mivarotra omby anaty ambiaty. [2.436]
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/12/01