Teny iditra boraingona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanaovana jadona amin-kery, fiteniko fe lehibe: Loza izany raha olona hanao didy boraingona: na tiana na tsy tiana, na mety na tsy mety, tsy maintsy atao. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   despotique, arbitraire, injuste [Abinal 1888]
Tsipelina hafa  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2011/12/27