Teny iditra boraraka (raraka)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fandrarahana rano ka atao mitosaka sy mitobaka be. [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Teny iditra boraraka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Sakalava] (la racine verbale boraraka exprime l'idée de liquide versé en abondance ; allusion au fruit très riche en jus . Solanum melongena L. (Solanaceae). Le jus exprimé sert à laver les plaies infectées. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  
Anarana siantifika   Solanum melongena

2017/12/07