Teny iditra boroahana (boroaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Loahana tanteraka hatrany ambadika; loahana an-daniny roa: Boroahy io hazo fisaka io [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be pierced through [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on perce [Hallanger 1974]
Endriteny 
boroahana
boroahako
boroahanao
boroahany
boroahantsika
boroahanay
boroahanareo
boroahan'
boroahan-
boroaham-
boroaha-
noboroahana
noboroahako
noboroahanao
noboroahany
noboroahantsika
noboroahanay
noboroahanareo
noboroahan'
noboroahan-
noboroaham-
noboroaha-
hoboroahana
hoboroahako
hoboroahanao
hoboroahany
hoboroahantsika
hoboroahanay
hoboroahanareo
hoboroahan'
hoboroahan-
hoboroaham-
hoboroaha-
boroaho, boroahy

2010/05/14