Teny iditra borosy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Volom-biby vita fiasana mba hamaohana zavatra na ho fanalana loto toy ny kifafa, na ho fanosoran-doko [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Ny fihaviany   Frantsay: brosse.

Nohavaozina tamin' ny 2012/11/01