Teny iditra botanaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Botrabotra sy makadiry ary mirotaka ny kibony
Mivonto na mibontsina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay énorme, boursouflé, ventru [1.3]
Sampanteny 
Tovy hevitra botinaka
Tsipelina hafa 

Teny iditra botanaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Biby maintimainty toy ny fandaibe, volovoloina ihany koa saingy tsy mandratra ny lainy. (Mipetaka mivangongo amin' ny vatan-kazo loaka no fahitana ny botanaka, mifanosina matevina eo toy ny taik' omby nafetaka; endasin' ny ankizy eny ambanivohitra asiany menaka ny botanaka, ataony be sira, ka haniny am-pankasitrahana izaitsizy) [1.1]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/18