Teny iditra botrabotra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Dongadonga vaventy sady botrefona (tsy fiteny afa-tsy amin' ny ankizy) [Rajemisa 1985]
 [ bôtrabôtra ] [Bezanozano] dongadonga [Rakotosaona 1972]

2009/02/23