Teny iditra boty
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy lalana tery [Rajemisa 1985]

Teny iditra boty
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy kely, madinika, tsy lehibe na be vava: Karama boty; hala-boty [Rajemisa 1985]

Teny iditra bôty
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Bezanozano] mahantra, ory, botry [Rakotosaona 1972]

Teny iditra boty
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy iavin' ny kamboty, simony, zaza tsy an-trano reny (maty na nisaoran' ny lahy ny reniny)
¶ amin' ny Tsimihety, na ny kamboty ray ihany, na ny kamboty reny ihany, na ny maty ray sy reny, dia samy atao hoe boty. [Ravelojaona 1937]
  [Sihanaka] kamboty [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Tankarana] orphelin
¶ veau pour sacrifice [David 1952 (takila B)]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra bôty

Teny iditra boty
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanosy] votsy [Rakotosaona 1972]

2017/03/10