Teny iditra Citrus
Sokajin-teny anarana
 Citrus aurantifolia : soa, tsirebika, voantolongo, voasarimakirana, voasarimamy, voasarimandina, voasarisoa, voasary
Citrus aurantiifolia : angy, besenta, hangy, hangy
Citrus aurantium var. dulcis : laoranjy
Citrus aurantium var. sinensis : laoranjy
Citrus aurantium : voangikely, voatolongo
Citrus bergamia : bergamaoty
Citrus bigaradia : voangimafaitra
Citrus decumana : voahangibe
Citrus depressa var. voangasay : voangasay
Citrus grandis : angibe, hangibe, papelimosy, pilionosy, tremo, voahangibe, voasaribe, voasarihangibe
Citrus hystrix : voangabe, voangibe
Citrus medica subsp. Bajoum : tolongo
Citrus medica subsp. bajoum : tsilongo, voatsilongo
Citrus medica : voasarimandina
Citrus medica : voamandina, voantolongo, voasarimandina
Citrus nobilis : mandarina
Citrus sinensis : voasary
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/09/30