Teny iditra cohérence
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny malagasy   firaiketana, fifamihinana [Malzac 1893, Sims 1969]
   fifandraisana [Sims 1969]
   firaisana, fifampitohizana, fifanjohina
¶ . [Voambolana: Fizìka] firindran-kovitrovitra [Rakotonaivo 1993]
Ohatra  
1Cohérence d'un ensemble (Firaisan' ny vondrona iray) [Rakotonaivo 1993]
2Cohérence d'idées (Fifampitohizan-kevitra) [Rakotonaivo 1993]

Nohavaozina tamin' ny 2017/05/17