Teny iditra Cyathula
Sokajin-teny anarana
 Cyathula achyranthoides : vatofosamainty
Cyathula cylindrica : tangongo, tangongona
Cyathula globulifera : takongona
Cyathula uncinulata : foretramboa, kimoembazaha, kimoevavy, takonkana, takoporinamboa, tangongo, tangongona, taritaribazaha, tarobazaha, tsipotena, vatofosamanga, vatofosavavy
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/05/16