Teny iditra da
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy renown, celebrity, success, happiness. See laka, zo [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Tankarana] renommée, célébrité [David 1952 (takila D)]
Voambolana 

Teny iditra da
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] fela-tongotra [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Taisaka] plante du pied [Deschamps 1936]
Voambolana 

Teny iditra da
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] biby [Rakotosaona 1972]

Teny iditra da
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy  [Provincial] provincial for folo [Hindu (?) das, ten.] [Richardson 1885]
Voambolana 

Teny iditra da
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Famaritana anglisy  [Provincial] an expression of admiration
¶ an expression often used after the word mena, as mena da, very red. ka and ja are used in the same way [Richardson 1885]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra da
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Taisaka] dia: Gaga dia gaga
¶ sy [Rakotosaona 1972]
  [Bara] raha [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] Dia [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Taisaka] et, alors, ... c'est ... (explétif) [Deschamps 1936]

Teny iditra da~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny da~]

2017/06/29