Teny iditra dabadaba (daba)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy izay atao raha manatsikobana rano, raha mitsobo-drano na milomano
¶ ny fikotaban' ny rano eo am-pirobohana na eo am-pilomanosana. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the sound made by stepping into or splashing into water [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Bruit que l'on fait en entrant dans l'eau; en l'agitant, en nageant [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra dabadaba
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy full, filled to the brim [Richardson 1885]

Teny iditra dabadaba
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] clabaudage, balbutiement imbécile. [David 1952 (takila D)]

2017/05/29