Teny iditra dabebaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fohy vatana nefa lehibe sy mivelatra ny vavany: Iza no hahalany vary bebe kokoa araka ny hevitrao:itỳ harona dabebaka itỳ sa iroa lavalava kely vava iroa ?
Mitovy hevitra: tabebaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Shallow, applied to baskets; full-cheeked, as a child. See bebaka, tabebaka [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Se dit des corbeilles plates, larges et peu profondes, des ligures plates et larges, épatées [1.3]
Sampanteny 
 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31