Teny iditra daboboka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fianjerana ka ny tena manontolo no indray miantonta mafy
¶ Fidabohana mafy aharenesana feo midoboka. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   See daboka, tonta, zera [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   Chute lourde, violente [Abinal 1888]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/15