Teny iditra dabodaboka (daboka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy beating, thumping, banging, drubbing [Richardson 1885]
Ohatra Lambo moa tia trongitrongy, ary Bemavo tia dabodaboka, ka amin' ireny trongitrony sy dabodaboka ataony ireny no hahakasihany tsy nahy an-Ikelitsitohinina. [Andriamalala: Zazavavindrano]

2012/03/23