Teny iditra dabo-dela (daboka, lela)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Enti-milaza ny olona matavitavy lela ka tsy afa-miteny tsara, fa raha miteny izy, dia mitrangatranga ny lelany ka tsy mahavoaka mazava ny teny lazainy ny feony fa toy ny miraikitra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [lela, the tongue] one in the habit of opening his mouth so as to show his tongue projecting and rolling a little beyond the teeth, and yet not able to speak [Richardson 1885]

2009/12/09