Teny iditra dabo-drano (dabo, rano)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Enti-milaza ny zana-borona (vorombe na ganagana) matavy sy hifotrifotra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [rano, water] young, not full grown, feeble. Applied to ducks [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Tankarana] (dabodrano) tendre, faible (jeune canard). [David 1952 (takila D)]
Voambolana 

Teny iditra dabo-drano (dabo, rano)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny vary maina eo am-bilia asiana rano ho solon' ny rony [Rajemisa 1985]

2017/03/10