Teny iditra dabohana (daboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Velezina, kapohina, tontaina: Maditra loatra io zaza io ka aoka hodabohan-drainy any [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be beaten, to be struck forcibly [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Qu'on bat, qu'on frappe [Abinal 1888]
Endriteny 
dabohana
dabohako
dabohanao
dabohany
dabohantsika
dabohanay
dabohanareo
dabohan'
dabohan-
daboham-
daboha-
nodabohana
nodabohako
nodabohanao
nodabohany
nodabohantsika
nodabohanay
nodabohanareo
nodabohan'
nodabohan-
nodaboham-
nodaboha-
hodabohana
hodabohako
hodabohanao
hodabohany
hodabohantsika
hodabohanay
hodabohanareo
hodabohan'
hodabohan-
hodaboham-
hodaboha-
dabohy
Tsipelina hafa 

2013/09/05