Teny iditra daka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ilazana ny fidoboky ny rano mitobaka mafy na ny fitobany raha misy vaingan-javatra lehibe nalefa taminy. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   son de l’eau dans laquelle tombe un objet lourd [Abinal 1888]
Voambolana  
Sampanteny  

Teny iditra daboka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Enti-milaza: Fianjerana
¶ Fitsorana mivalampatra
¶ Halavoana
¶ Fiaiken-keloka na fibabohana
¶ Famelezana, fanatontana. [Rajemisa 1985]
   kapoka mafy [Rabemolaly: Fary]
Dikanteny anglisy   [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   action de battre [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
   Chute, état de celui qui est couché, de tout son long
¶ action de rosser [Abinal 1888]
   action de tomber, de se précipiter de h [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   daraboka

Teny iditra daboka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Vaventy sy matavy (teny tsy mba fampiasa manokana fa misy fanampiny mandrakariva, dia izay hita amin' ny hoe: dabo-dela, dabo-drano, dabokandro) [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   plein, gras [Abinal 1888]
Ohatra   Ny hoe " daboka " dia matavy, vaventy, no heviny [Rajemisa: Fiteny 4, takila 103]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra daboka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   hazo vaventy mandry manaraka ny tampony amin'ny rindrina mitondra ny tsivalan-kazo samihafa ipetrahan'ny tafo [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   sablière [SLP: Voambolana]
   élément de charpente [3.1]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/05/31