Teny iditra dada
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fiantsoana na filazana ny ray niteraka: tsy hisaraka aminao aho, ry dada. / Nankaiza àry i dada izay?
¶ teny entina manaja ny lehilahy be taona, tokotokony ho rain' ny tena: Hialoha lalana anao aho, ry dada, fa aza fady [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   father, dad [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   père [Hallanger 1974]
Fitovian-keviteny   aba ~ ada ~ baba ~ ikaky ~ ray
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra dada
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Dihy tsinjaka mitsamboamboatra arahin' ny amponga, izay fanaon' ny lehilahy ihany [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a mode of dancing, in which the feet are made to imitate the beating of a drum [Richardson 1885]
Voambolana  

Teny iditra dada
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   adaladala [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny frantsay   un peu fou, bête, cf. dahidàhy. [Tankarana] [David 1952 (takila D)]
Fitovian-keviteny   dadoa

Teny iditra dada
Sokajin-teny   anarana (lahy)
Dikanteny frantsay   hevi-mahazatra, hevi-tiana [Rakotonaivo 1993]

Teny iditra dada
Sokajin-teny   anarana (lahy)
Dikanteny frantsay   (fitenin' ankizy) soavaly [Rakotonaivo 1993]

Nohavaozina tamin' ny 2017/07/07