Teny iditra dadatoa
Singan-teny dada ; toa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny iantsoana na ilazana ny lahimatoa amin' ny iray tampo amin' ny ray na ny reny: lasa androany nankany andafy ny dadatoanay
Teny iantsoana (fa tsy ilazana) lehilahy lehibe heverina ho mendri-kaja: aoka re, ry dadatoa, fa marina ny teninao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An uncle, esp. a mother's brother; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Oncle, spéc. le frère ainé de la mère [1.8]
Voambolana 
Lohateny Anganon' i dadatoa (Rabenandrasana Lalao François)

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/27