Teny iditra dady
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Raibe na renibe [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy  [Provincial] a grandfather or grandmother. See raibe [Richardson 1885]
Fandikana frantsay terme usité pour désigner les grands-parents voire parfois les ancêtres [Alain: Ethnologie]
Voambolana 
Sampanteny 
Mpanahaka  dadilahy ~ dadivavy

Teny iditra dady
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay reliques des ancêtres royaux sakalava [Alain: Ethnologie]

Teny iditra dady
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] tandady (ankizy) [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31