Teny iditra daika
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy  [Provincial] trousers. see pataloa [Richardson 1885]
Fitovian-keviteny pataloa

Teny iditra daika
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy  [Provincial] a proverb [Richardson 1885]

Teny iditra daika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandeha misabakabaka na mibekabeka ka mivelatra sy tsy mitsatoka mahitsy tsara ny tongotra roa, toy ny fanaon' ny zazakely vao miana-mandeha [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Richardson 1885]
Sampanteny 
Fitovian-keviteny daikadaika

Teny iditra dai
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy an aide-de-camp [Fr. Aide-de-camp] [Richardson 1885]
Tsipelina hafa 

2013/10/25