Teny iditra daikadaika (daika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandeha misabakabaka na mibekabeka ka mivelatra sy tsy mitsatoka mahitsy tsara ny tongotra roa, toy ny fanaon' ny zazakely vao miana-mandeha [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Tankarana] jambes écartées. (bekabèka). [David 1952 (takila D)]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra daika

2017/03/10