Teny iditra dalaboboka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fianjerana mafy ka ny vatana manontolo no indray miantonta
¶ Fianjera andrenesana feo midoboka na mitora-jofo amin' ny vovoka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy concussion, a violent fall. See daboboka [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Chute lourde, l'état d'inertie, l'état de ce qui croupit, de ce qui est abandonné [Abinal 1888]
Sampanteny 

2013/09/07