Teny iditra dalana > lalanana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazana volo lava atao fantsakana rano [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a piece of bamboo used as a water-pot (Prov.) see lananana, lanana [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   bambou pour porter et conserver l'eau. [Tankarana] [David 1952 (takila L)]
Fitovian-keviteny   lananana

Teny iditra dalana > lalana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Soritra namboarina hatao fandehanana mam [...]
¶ Zavatra tsy maintsy atao mba hahatongava [...]
¶ Fahazoana manao zavatra iray, fahazoam-p [...]
¶ Omaly irỳ ny lalana, anio itỳ ny lal [...]
¶ Tapi-dala-naleha toa soki-nanani-bato: i [...]
¶ Tombondalana no on' ny maty, fa ny lalan [...]Teny misy hevitra ifandraisany: Lalan [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a road, a way, a path [Mal. jalan; Jav. Dalan] see alalana, andalana, for many derivatives [Richardson 1885]
   a road [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   route, chemin [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   voie, rue [SLP: Voambolana]
Ohatra  
1lalany ihany ny lohasaha firaofany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 61]
2Sarotra amin'izy efa-mianaka mihitsy ny manaraka ny lalana, fa efa feno ny mpandositra, ka dia ny manavatsava manao hitsin-dalana no nataony. [Rajohanesa: Kintana]
3Nihantsy ady taminy aho, hanova azy ho lalan' ny Fahafahana, saingy toa ho resiny. [Andriamalala: Ranomasina, takila 71]
Sampanteny  
Ny bikany  
lalana
lalako
lalanao
lalany
lalantsika
lalanay
lalanareo
lalan'
lalan-
lalam-
lala-
-dalana
-dalako
-dalanao
-dalany
-dalantsika
-dalanay
-dalanareo
-dalan'
-dalan-
-dalam-
-dala-
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Lahatsoratra  

Teny iditra dalana > lana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fitsipika na amboaram-pitsipika tsy main [...]
¶ Fepetra arahina amin' ny sokajin-javatra [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [French la loi] a law [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   [français la loi] loi [Hallanger 1974]
Ny bikany  
lalana
lalako
lalanao
lalany
lalantsika
lalanay
lalanareo
lalan'
lalan-
lalam-
lala-
-dalana
-dalako
-dalanao
-dalany
-dalantsika
-dalanay
-dalanareo
-dalan'
-dalan-
-dalam-
-dala-
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Lahatsoratra  

Teny iditra dalana > Lalana
Sokajin-teny   anarana (lohatenin' boky na teatira)
Mpanoratra   Rakotoson Michelle
Voambolana  
Tsanganana sy sary iray takila   Ny lohateny rehetra