Teny iditra dalo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Loaka amin' ny sisin' ny botry natao ho fandehanan' ny rano [Rajemisa 1985]

Teny iditra dalo
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy (teny tranainy) Fohy, zeny [Rajemisa 1985]

Teny iditra dalo
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mifandiso [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy  [Provincial] used of persons who have missed each other (Prov.) Comp. lalo. Same as the Hova Mifandiso. See diso [Richardson 1885]

2012/11/01