Teny iditra dalompy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vankona lehibe misy tahony kely itazonana azy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Varlope [Abinal 1888]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: varlope.

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/07