Teny iditra damizana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. dame-jeanne] Karazana tavoahangy makadiry, kely tenda ary be kibo, fasiana divay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A jar, a demi-john [Fr. dame-jeanne] [1.2]
Ny fihaviany Frantsay: dame-jeanne.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31