Teny iditra danadana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza toetran' ny zavatra, toy ny varavarana, izay mivoha na misokatra tsara [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy wide open. See banabana, sanasana, tanatana [Richardson 1885]
 wide open [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay Etat de ce qui est ouvert en grand, comme les portes et les croisées [Abinal 1888]
 grand ouvert [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Fifanahafana  banabana ~ sanasana ~ tanatana

2013/09/07