Teny iditra dananaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Olona tsy manana eritreritra, tsy manana ahiahy, mitsilamodamoka, ary mova tsy ny adaladala, dondrona. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   same as donanaka [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   Un sans-souci, apathique, indolent qui a l'air hébété, la bouche béante [Abinal 1888]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/07