Teny iditra danesaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandeha tsy miraidraika, tsy rototra
¶ Fihetsika tsy maka sarotra
¶ Famindran' ireo matavy izay mamindra miadana sy miresaresa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy slowness, tardiness [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Lenteur et mollesse dans la démarche [Abinal 1888]
Sampanteny 

2017/05/30