Teny iditra dango
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tanala] laona: Mavesa-mody mavesa-mandeha dia koa ny mpamanga dango (mitondra entana atakalo vary ka tsy miala entana toa mpivarotra laona) [Rakotosaona 1972]
   [Bara] laona [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   a mortar (Prov.) see laona [Richardson 1885]
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny dango itý (1): Dangovato

Teny iditra dango
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Tankarana] enveloppe du bouquet du palmiste. (bandrôka). [David 1952 (takila D)]
Voambolana  

Teny iditra dango
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tanosy] Tsirika [Rakotosaona 1972]

Teny iditra dango
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] loha-lakana [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Taisaka] les deux bouts de la pirogue [Deschamps 1936]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10