Teny iditra dangoro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] vorompotsy: Dangoro midingiña tahalake ndre abo ka tsy lehibe (vorompotsy mitaingina valamparihy na avo aza tsy lehibe) [Rakotosaona 1972]
  [Bara] vano [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy a heron (Prov.) Ardea purpurea, L. see vano [Mal. lang] [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Tankarana] nom des hérons en général. § langòro. [David 1952 (takila D)]
Voambolana 
Anarana siantifika Ardea purpurea

2017/03/10