Teny iditra danin' ny kibo
Singan-teny dany ; kibo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Sitraky ny fo: Efa tsy eo ambany mason-drainy intsony izy ka manao ny danin' ny kibony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy One's will, one's own pleasure or desire [1.2]
 One's own desires [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le bon plaisir [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/17