Teny iditra danise
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Dihy vahiny nentin' ny Vazaha, mitovy amin' ny hoe bal, izay iarahan' ny lehilahy sy ny vehivavy misonenika amin' ny feo-mozika, ka mifanatrika ary mifampisakambina izy amin' izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Dancing in European fashion. See dihy [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Danse européenne [1.3]
Tovy hevitra dihy
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: danser.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11