Teny iditra danoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandeha miangoty sy miaingitra ampisehoana fahamboniana na enti-milaza amin' ny hafa fa miadana sy sambatra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Démarche lente, comme de quelqu'un qui est bien repu ; action de parler avec affectation [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra danona

2018/12/31