Teny iditra dany
Sokajin-teny   Tsy lazaina
Famaritana malagasy   Sitraka, izay tiana, fanaranana amin' ny sitrapo (tsy fampiasa raha tsy amin' ilay fombam-pitenenana hoe: danin' ny kibo) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   used only in midanidany ny kibo, danin' ny kibo. See sitraka. [Richardson 1885]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra dany
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] ra [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2012/11/01