Teny iditra dao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Feon-javatra miantonta amin-javatra, na feon-kapoka midoboka: Miasa amin' olona tsy mifaditrovana: manao, dao; tsy manao, dao ! [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Pouf, bruit sourd que fait un corps, en tombant [1.3]
  [Tankarana] Explétif. § rè. [1.19]
Voambolana 
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31