Teny iditra dapà > lapaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] . Neodypsis canaliculatus Jum. (Arecaceae). Palmier dont le bourgeon terminal est réputé vénéneux. Il est en tout cas, amer et nauséeux. (Renseignements de Decary). Voir aussi lopaka. [1.196]
Anarana siantifika Neodypsis canaliculatus
Voambolana 

Teny iditra dapà > lapana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Sasatra, valaka, tsy manan-kery noho ny havizanana na hanoanana: Lapana ny vahoaka niandry ny filoha nandritra ny adiny efatra [1.1]

Teny iditra dapà > lapana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A provincial word for an umbrella. See elo [1.2]

Teny iditra dapà > lapa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Tranon'ny mpanjaka [1.78]
 Trano itoeran' ny Andriamanjaka
Tokantrano tsara tarehy aoka izany na anjakan' ny fiadanana: Lapan' ny fahasambarana itỳ irano itỳ
Trano voafidy hanaovana famorana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A palace, the residence of the sovereign
The residence of a noble on his estate
The house appointed by a clan or family to perform the circumcision ceremonies
Any large house in a town or village used as a place of assembly [1.2]
 A palace [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Palais [1.8]
Ohatra 
1Ary trano natao Lapa dia Besakana; [2.59]
2Nezakezahany natosika ny varavaran'ny lapa; [2.588]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 
Lahatsoratra