Teny iditra daraboka (daboka)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fahapotrahana na fianierana mafy [Rajemisa 1985]
   fianjerana tsy misy mpanohantohanafirodanan'ny dongona iray izay mety ho ranomandry, vato, tendrombohitra. [Voambolana: Jeografý: (amin' ny ankapobeny)] [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   chute libre
¶ avalanche [SLP: Voambolana]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02