Teny iditra | darazay | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Vatomamy, zava-mamy voavoatra ho boribory kely omena ho an' ny ankizy indrindra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Sweetmeats [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Dragées, pastilles, bonbons [1.3] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Ny fihaviany | Frantsay: dragée. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |