Teny iditra daro
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro, Taisaka, Tambahoaka, Tanosy] hoditra [Rakotosaona 1972]
   [Provincial] Teny ilazana amin' ny fitenim-paritany maro ny hoditr' omby maina [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   [Taisaka] peau, cuir [Deschamps 1936]
   peau, cuir de boeuf [Abinal 1888]
Fifanahafana   Soratr'omby

Teny iditra daro
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   appellation botanique: Commiphora arafy [Rakotovao: Bois]
Voambolana  
Anarana siantifika   Commiphora arafy
Fitovian-keviteny   arofy ~ arofy fotsy ~ arofy mena

Nohavaozina tamin' ny 2017/11/09