Teny iditra darofana (daroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Kapohina, velezina, tontana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Qu'on bat, qu'on frappe: Aza darofana tahaka izany ny zaza kely (Ne frappez pas ainsi l'enfant) ~ Aza darofana mafy ny vary, fa mbola lena (Ne frappez pas trop fort en pilant le riz, parce qu'il n'est pas, encore assez sec) [Abinal 1888]
Endriteny 
darofana
darofako
darofanao
darofany
darofantsika
darofanay
darofanareo
darofan'
darofan-
darofam-
darofa-
nodarofana
nodarofako
nodarofanao
nodarofany
nodarofantsika
nodarofanay
nodarofanareo
nodarofan'
nodarofan-
nodarofam-
nodarofa-
hodarofana
hodarofako
hodarofanao
hodarofany
hodarofantsika
hodarofanay
hodarofanareo
hodarofan'
hodarofan-
hodarofam-
hodarofa-
darofy
Tsipelina hafa 

2013/09/08